|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitena |
| Fototeny | 2tena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io.
5Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to wear something habitually.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7porter le vêtement habituellement.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12mitena akanjo |
| Teny iditra (2/2) | 13 mitenà |
| Fototeny | 14tena |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 mainte, 17 manety, mañety, 18 menaty, 19 mentia, 20 mitane, 21 mitena, mitenà, 22 Temanì |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|