Teny iditra | mitelin-kafatra | ||
Singan-teny | mitelina ; hafatra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Avaler la commission, ne pas la faire [1.3] | ||
Tohi-kevitra | tsy mitelin-kafatra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |