|
|
|
|

Teny iditra1 mitelin-kafatra
Singan-teny  2mitelina, 3hafatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6avaler la commission, ne pas la faire. [1.3]
Tohi-kevitra  7tsy mitelin-kafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02