|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitazona |
| Fototeny | 2tazona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?.
5Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6maintenir.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mitazòna |
| Fototeny | 12tazona |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mitazona, mitazòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|