|
|
|
|

Teny iditra1 mitatra
Fototeny  2itatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [miitatra] 4Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa.
5Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa.
6Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy.
7Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io. [1.1]
8mitombo habe. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9se dilater. [1.13]
Ohatra  10 nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508#198]
11 aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122]
12 mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  16miitatra
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 Matrita, 20 mitatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02