Teny iditra | mitatao haratra ambany (tatao, haratra, ambany) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fotoana ifanitsian' ny masoandro amin' ny haratra ambany (tokony ho eo amin' ny sivy maraina eo) [1.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |