|
|
|
|

Teny iditra1 mita rano
Singan-teny  2mita, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita. [1.1]
Ohatra  6 Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649#]

Fivaditsoratra  7 amitrano, 8 manoitra, 9 mianotra, 10 mita rano, 11 mitarona, 12 rano maty, 13 tanimora, 14 tany mora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12