|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitapatapaka ahitra |
| Singan-teny | 2mitapatapaka, 3ahitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5miara-midinidinika momba ny zavatra iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to discuss something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7discuter, examiner en détail.
[1.8] |
| Ohatra |
8 ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina.
[2.298]
9 Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|