|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitantara |
| Fototeny | 2tantara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milazalaza izay nitranga: Liana erý izahay nihaino azy nitantara ny dia nalehany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to tell, to narrate.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6raconter, narrer.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Avy eo miova indray ny angano ka mitantara ny fahaverezan' I Fara.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12mitantara vala maty |
| Teny iditra (2/2) | 13 mitantarà |
| Fototeny | 14tantara |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantara [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 manatitra, 17 manitatra, 18 mitantara, mitantarà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|