|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mitantana |
| Fototeny | 2tantana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto.
5Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay. 6Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to take or lead by the hand.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8tenir, conduire par la main.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13jamba mitantana jamba |
| Teny iditra (2/4) | 14 mitantana |
| Fototeny | 15tantana |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Mizara (hena, vary, sakafo, vola...).
18Mitovy lenta. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 23 mitantana |
| Fototeny | 24tantana |
| Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
26miadidy, miandraikitra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27gérer.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 32 mitantàna |
| Fototeny | 33tantana |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 35 mitantàna, mitantana, 36 tany manta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|