|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mitanina
Fototeny  2tanina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano.
5Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to warm oneself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se chauffer. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)13 mitanìna
Fototeny  14tanina
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3)16 mitanina
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny frantsay  18(de tanina : action de chauffer, de courber au feu).
19Arbre indéterminé.
20Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie.. [Bezanozano, Merina] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  22 main-tany, 23 mitanìna, mitanina, 24 tamiñañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03