|
|
|
|

Teny iditra1 mitampina
Fototeny  2tampina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be plugged, to be corked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être bouché, obstrué. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10mitampim-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08