|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitampesona
Fototeny  2tampesona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangataka sesilany, mitambezo tsy miato ka manao hata-piso: Zatra nitampesona tamindreniny izy ka nanjary mpihantahanta. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mitampesòna
Fototeny  10tampesona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitampesona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mampañoitse, 13 mitampesona, mitampesòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02