|
|
|
|

Teny iditra1 mitakoritsoka
Fototeny  2takoritsoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao teny tsy atao ren' ny olona maro; mandefa tsaho an-takona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5(misspelt takoritsika) to rumour, to whisper.
6to be in great sorrow. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7chuchoter, faire circuler des bruits.
8Figuré: être dans la peine, dans la tristesse. [1.3]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Mpanahaka  12 manaotohotsofina, 13 mibitsibitsika, 14 miritsodritsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31