|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mitakona |
| Fototeny | 2takona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy hita fa misy manakona, miafina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to hide, to be concealed..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 mitakona |
| Fototeny | 11takona |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13milanja, mivesatra antsoroka: Mitakon-dambo amin'taine tsy leon'olon-drere (milanja lambo (kisoa dia) tsy mivoraka ka tsy zakan'olona irery).
[Tanala]
[1.78] 14Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15to carry a burden on a pole, by one (or more) before and behind..
[Provincial]
[1.2] 16to carry or transport something by joint effort. [Provincial] [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17transporter par un effort commun.
[Provincial]
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mitakòna |
| Fototeny | 23takona |
| Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 25 mañotaky, 26 manotika, 27 miantoka, 28 mikatona, mikatòna, 29 mikotana, mikotàna, 30 mitakòna, mitakona, 31 mitokàna, mitokana, 32 mitonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|