|
|
|
|

Teny iditra1 mitakolaka
Fototeny  2takolaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5prov.
6for manakolaka. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mitakolaka, 12 mitolakàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12