|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manakolaka |
| Fototeny | 2takolaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao.
5Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11manatakolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|