|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitakizina
Fototeny  2takizina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina izao no tsy mampirehitra labozia ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be in the dark. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être dans l'obscurité. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 mitakizìna
Fototeny  12takizina
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mitakizina, mitakizìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03