|
|
|
|

Teny iditra1 mitakalo
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira. [1.1]
Ohatra  5 mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [2.470]
6 Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 maty loka, 13 milotaka, 14 mitakalo, 15 mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02