|
|
|
|

Teny iditra1 mitaiza kely
Singan-teny  2mitaiza, 3kely
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono. [1.1]
Ohatra  6 mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12