|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitaina
Fototeny  2taina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka ve any ambanivohitra no mbola mitaina bozaka. [1.1]
5mandrehitra afo. [Bezanozano] [1.78]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mitainà
Fototeny  11taina
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 amainty, 14 amianty, 15 mainaty, 16 maniaty, 17 matiañy, 18 mitainà, mitaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02