|
|
|
|

Teny iditra1 mitohoka
Fototeny  2tohoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay.
5Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière. [1.8]
Ohatra  8 Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12