|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misoroka |
| Fototeny | 2soroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika.
5Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to clear off (the ground); to dodge, to elude.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 kiro-maso, 14 Masikoro, 15 misoroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|