|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misolantsolana |
| Fototeny | 2solantsolana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe.
5Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 misolantsolàna |
| Fototeny | 11solantsolana |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolantsolana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 misolantsolàna, misolantsolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|