|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 misola |
| Fototeny | 2sola |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra loha tsisy volo: Misola ny ankamaroan' ny Arabo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 8 misola |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10mandroba, manimba, mandrava.
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 11 misola |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13mirodana.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 14 lamiso, 15 misola, 16 Salomy, 17 samoly, 18 silamo, 19 SOLIMA, 20 somila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|