|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misoka
Fototeny  2soka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy.
5(volana) Milentika: Efa hisoka ny volana.
6Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray aman-dreniny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7s'enfoncer dans l'eau, être plongé dans la teinture noire, se dit de la soie: Nisoka teo anaty rano hatramin' ny vavany izy (Il s'est enfoncé dans l'eau jusqu'à la bouche).
8se dit de la lune qui se couche: Efa hisoka ny volana (La lune est sur le point de se coucher. [1.3]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13misoka ny volana

Teny iditra (2/2)14 misokà
Fototeny  15soka
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misoka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 kamosy, 18 makosy, 19 misokà, misoka, 20 somaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31