|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny). [1.1]

Teny iditra (2/2)4 miso
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Jereo meso. [1.1]

Fivaditsoratra  7 miso, 8 mosy, Mosy, 9 SIMO, 10 somy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05