|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 meso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antsy fandidiana laoka efa masaka; antsy kely fitsongoana anana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4couteau. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  5 mandidy ny tsy handrahoina, manokana ny tsy hohanina, mandidy tsy amin' ny meso [2.69#]

Teny iditra (2/2)6 meso
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8kingakinga. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  9 meso, 10 mose

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12