|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misidiondiona
Fototeny  2sidiondiona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miriorio namandeha, mivezivezy foana mba handositra adidy, hibolidy amin' ny raharaha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 misidiondiòna
Fototeny  10sidiondiona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidiondiona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 misidiondiòna, misidiondiona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03