|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misesy |
| Fototeny | 2sesy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany.
5Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho. 6Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 ankisesy, 12 dodoria, 13 sesilany, 14 sesimontotra, 15 sesirivotra, 16 tohokafo, 17 tsyankiato, 18 tsyankijanona, 19 tsymiato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|