|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dodoria |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 dodoria |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Tankarana] ininterrompu.
[1.19] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|