|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misavoana
Fototeny  2savoana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina.
5Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena.
6Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to fly high, to soar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8voler bien haut. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 misavoàna
Fototeny  14savoana
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misavoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 amosavina, 17 misavoàna, misavoana, 18 voamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02