|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misavika |
| Fototeny | 2savika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885).
5Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako. 6Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre.
8s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un, pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement. [1.3#591] 9s'accrocher, s'entortiller activement. [1.196] |
| Ohatra |
10 misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres)
[1.3#591]
11 Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [1.3#591] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16misavi-drazana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|