|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misatroka |
| Fototeny | 2satroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao satroka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to wear a hat or other headgear.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6porter chapeau.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy.
[2.324]
8 Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 kamositra, 15 mirotsaka, 16 misatroka, 17 misokatra, 18 mitsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|