|
|
|
|

Teny iditra1 misara-nono
Singan-teny  2misaraka, 3nono
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny zaza mitsahatra tsy minono amindreniny intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be weaned. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7être sevré. [3.1]
Ohatra  8 ary ny zaza vao misara-nono hanao ny tànany ao an-davaky ny baziliky [2.996#4.28.30]
9 Ratompokoamandrainy kanefa maty raha mbola tsy nisara-nono akory ny zaza. [2.508#341]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12