|
|
|
|

Teny iditra1 misara-potsiny
Singan-teny  2misaraka, 3fotsiny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5samy miala tsy misy na inona na inona vita. [1.1]
Tovy hevitra  6misara-maina, misara-poana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12