|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaotra |
| Fototeny | 2saotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho.
5Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to thank; to bless; to divorce one's wife.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7remercier; bénir; divorcer de sa femme.
[1.8] |
| Ohatra |
8 misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo!
[2.324]
9 misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 misaotra, 16 misorata, 17 mositara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|