|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misangy |
| Fototeny | 2sangy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany.
5Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako. 6Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to fool around; to tease.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8badiner; taquiner.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13misangisangy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 misangy, 16 misinga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|