|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misangodina |
| Fototeny | 2sangodina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity fa tsy misangodina tsara'.
5Mivezivezy, mivoivoy: Misy tovolahy iny misangodina lava ao atsinanan-trano ao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to swirl, to whirl.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tourner comme une toupie.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 misangodìna |
| Fototeny | 13sangodina |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misangodina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 misangodina, misangodìna, 16 misongadìna, misongadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|