|
|
|
|

Teny iditra1 misanehaka
Fototeny  2sanehaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misefosefo sy sempotra, miehakehaka, tsy avy miaina: Nihazakazaka izy ka nisanehaka. [1.1]
5sempotra. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6To pant. [1.2#551]
Fanazavàna teny frantsay  7Être essouflé, haletant.
8Être outrecuidant. [1.3#553]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02