|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misampina
Fototeny  2sampina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manipy ny ila lamba eo ambony soroka: Misampin-damba ~ Misampin-kavia no tian-dRamatoa io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to wear the lamba with one end on a shoulder; to drape a cloth etc.
6over something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7porter le lamba avec un bout sur l'épaule; être en califourchon sur une chose; placer en califourchon. [1.8]
Ohatra  8 Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13misampin-damba

Teny iditra (2/2)14 misampìna
Fototeny  15sampina
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mampanisy, 18 manampisy, 19 misampìna, misampina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03