|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misampana
Fototeny  2sampana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena.
5Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana.
6Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona. [1.1]
Ohatra  7 Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 misampàna
Fototeny  13sampana
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mampanisa, 16 manasampy, 17 misampàna, misampana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03