|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misambo-teny |
| Singan-teny | 2misambotra, 3teny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive.
[1.3#570] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|