|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misalaka
Fototeny  2salaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao salaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to wear a loincloth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6porter le pagne. [1.8]
Ohatra  7 Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12misarandrana

Teny iditra (2/2)13 misalakà
Fototeny  14salaka
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 misalaka, misalakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05