|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 misahala
Fototeny  2sahala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampitovy torosy, manome ny tsirairay izay tokony ho anjarany; manao elanelam-panahy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9 misahala
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11miady hevitra. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)12 misahalà
Fototeny  13sahala
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mahasaly, 16 milahasa, 17 misahala, misahalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02