|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misabaka |
| Fototeny | 2sabaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to straddle; to open, as a stepladder, a compass, etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avoir les jambes écartées; s'écarter comme les branches d'un compas, d'une échelle pliante.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11sompirana misabaka |
| Teny iditra (2/2) | 12 misabakà |
| Fototeny | 13sabaka |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 misabakà, misabaka, 16 sambaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|