|
|
|
|

Teny iditra1 mirobona
Fototeny  2robona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Maniry tsara ka midoroboka fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5pousser avec exubérance. [1.196]
Ohatra  6 Voaloboka mirobona ery Israely, efa mavesatry ny voany. [2.996]

Fivaditsoratra  7 amborony, 8 mirobona, 9 omby rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12