|
|
|
|

Teny iditra1 miroaroa saina
Singan-teny  2miroaroa, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Miovaova endrika sy miroaroa saina ombieny ombieny Rasoa, tsy afaka mampifantoka tanteraka ny safidiny. [2.470]
6 izay haliavita ny intsika no atao, fa tsy miroaroa saina ary tsy mivadibadika [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29