|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mireondreona |
| Fototeny | 2reondreona |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maneno manako, mirohondrohona: Nireondreona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra.
[1.1] |
| Ohatra |
5 manakoako eran'ny tempoly lehibe ny hira mireondreona.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mireona |
| Teny iditra (2/2) | 10 mireondreona |
| Fototeny | 11reondreona |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Enti-milaza feo manehoeho.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|