|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirendrarendra
Fototeny  2rendrarendra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(zavatra) Madera, vita ravaka kanto.
5(olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mirendrarendrà
Fototeny  11rendrarendra
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirendrarendra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mirendrarendrà, mirendrarendra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03